<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><hymn_number>772</hymn_number>
<lyrics>[V1]
 Vakio Mat. xi 28.

[V2]
 Manatòna, manatòna
 An'i Jeso izao ;
 Manatòna an'i Jeso izao.
 Vakio Jao. iii. 16

[V3]
 Mba minoa, mba minoa
 An'i Jeso izao,
 Mba minoa an'i Jeso izao.
 Vakio Heb. vii. 25

[V4]
 Mahavonjy Jeso Tompo
 Mahavonjy izao
 Mahavonjy Jeso Tompo izao.
 Vakio Jak. v.11.

[V5]
 Be fiantra, be fiantra
 Jeso Tompo izao,
 Be fiantra Jeso Tompo izao.
 Vakio Jao. vi. 37

[V6]
 Tsy hanary Jeso Tompo,
 Tsy hanary anao,
 Jeso Tompo tsy hanary anao.
 Vakio Mat. x. 47

[V7]
 Miantsoa, miantsoa
 An'i Jeso izao
 Miantsoa an'i Jeso izao.

[V8]
 Fa mamaly Jeso Tompo
 Fa hamaly anao,
 Fa hamaly Jeso Tompo izao.
 Vakio 1 Jao. i. 7

[V9]
 Fo madio, fo madio
 No homeny anao
 Fo madio no homeny anao.
 Vakio Apok. iii. 5

[V10]
 Lamba fotsy, lamba fotsy
 No hatafy anao,
 Lamba fotsy no hatafy anao.</lyrics>
<title>Manatòna, manatòna FFPM772</title>
</song>